<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>W.L. Viner</author>
<hymn_number>336</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Ampodio izahay, Jehovah,
 Amin'ny fitianao ;
 Na aiza na aiza no haleha
 Aoka hovimbininao :
 // O, ambino //
 Izahay mpanomponao.

[V2]
 Fa ny teny renay any
 Aoka ho tadidy koa,
 Ka mba hiasanay saina
 Hahazoanay ny soa
 // Isan-andro //
 Izay hiainanay atý.</lyrics>
<title>Ampodio izahay, Jehovah FFPM336</title>
</song>